Esther 5:2 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’ny mpanjaka fa indro i Estera vadin’ny mpanjaka, nitsangana teo an-kianja, dia nahita fitia teo imasony izy. Ary nanondro an’i Estera tamin’ny tehina volamena izay teny an-tanany ny mpanjaka. Dia nanatona kosa i Estera ka nikasika ny tendron’ny tehina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hitan’ny amperôra nitsangana teo an-kianja i Estera mpanjakavavy, dia nahazo fitia teo imasony ka notondroiny tamin’ny tehim-bolamena izay teny an-tanany; dia nanatona kosa i Estera ka nanendry ny loha-tehina,
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'ny mpanjaka fa, indro, Estera, vadin'ny mpanjaka nitsangana teo an-kianja, dia nahita fitia teo imasony izy; ary ny mpanjaka nanondro an'i Estera tamin'ny tehim-bolamena izay teny an-tànany. Dia nanatona kosa Estera ka nanendry ny loha-tehina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’ny mpanjaka fa indro i Estera vadin’ny mpanjaka, nitsangana teo an-kianja, dia nahita fitia teo imasony izy. Ary nanondro an’i Estera tamin’ny tehina volamena izay teny an-tanany ny mpanjaka. Dia nanatona kosa i Estera ka nikasika ny tendron’ny tehina.
malagasy