Esther 5:3 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjaka taminy: Inona no angatahinao, ry Estera, vadin’ny mpanjaka, ary inona no tadiavinao? Fa na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakana aza dia homena anao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nanontanian’ny amperôra hoe: –Maninona ianao, ry Estera mpanjakavavy? Inona no tadiavinao? Fa na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakako aza, dia homeko anao izany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpanjaka taminy: Inona no angatahinao, ry Estera, vadin'ny mpanjaka, ary inona no tadiavinao? Fa na dia hatramin'ny antsasaky ny fanjakana aza, dia homena anao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjaka taminy: Inona no angatahinao, ry Estera, vadin’ny mpanjaka, ary inona no tadiavinao? Fa na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakana aza dia homena anao izany.
malagasy