Esther 5:4 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly i Estera hoe: Raha sitraky ny mpanjaka dia aoka ny mpanjaka sy i Hamana ho tonga anio amin’ny fanasana izay efa namboariko ho azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Estera hoe: –Raha sitrakao, ry andriamanjaka, dia aoka ianao miaraka amin’i Hamàna anio ho tonga amin’ny fanasana izay efa nomaniko ho anao.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Estera ka nanao hoe: Raha sitraky ny mpanjaka aoka, ny mpanjaka sy Hamana hankao anio amin'ny fanasana izay efa namboariko ho azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly i Estera hoe: Raha sitraky ny mpanjaka dia aoka ny mpanjaka sy i Hamana ho tonga anio amin’ny fanasana izay efa namboariko ho azy.
malagasy
Dia namaly Estera ka nanao hoe: Raha sitraky ny mpanjaka aoka, ny mpanjaka sy Hamana hankao anio amin'ny fanasana izay efa namboariko ho azy.