Esther 5:6 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Estera teo am-pisotroan-divay: Inona no angatahinao? Fa homena anao izany. Ary inona no tadiavinao? Fa na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakana aza dia homena izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary teo am-pamaranana ny sakafo, dia hoy ny amperôra tamin’i Estera: –Inona no angatahinao sy tadiavinao? Fa na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakako aza, dia homeko anao izany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka tamin'i Estera teo am-pisotroan-divay: Inona no angatahinao? Fa homena anao izany. Ary inona no tadiavinao? Fa na dia hatramin'ny antsasaky ny fanjakana aza, dia homena Izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Estera teo am-pisotroan-divay: Inona no angatahinao? Fa homena anao izany. Ary inona no tadiavinao? Fa na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakana aza dia homena izany.
malagasy