Esther 5:7 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly i Estera hoe: Izao no angatahiko sy tadiaviko:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly i Estera ka nanao hoe: –Ny angatahiko sy tadiaviko ve?
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Estera ka nanao hoe: Izao no angatahiko sy tadiaviko:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly i Estera hoe: Izao no angatahiko sy tadiaviko:
malagasy
Dia namaly Estera ka nanao hoe: Izao no angatahiko sy tadiaviko: