Esther 5:8 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mahita fitia eto imason’ny mpanjaka aho ka sitraky ny mpanjaka ny hanome izay angatahiko sy hanatanteraka izay tadiaviko dia aoka ny mpanjaka sy i Hamana ho tonga amin’ny fanasana izay hamboariko ho azy indray rahampitso, dia hanatanteraka ny tenin’ny mpanjaka ihany aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no izy, ry andriamanjaka: raha mba mahazo fitia eo imasonao aho, ka sitrakao ny hanome izay angatahiko sy hanatanteraka izay tadiaviko, dia aoka ianao miaraka amin’i Hamàna ho tonga amin’ny fanasana izay homaniko ho anao rahampitso; amin’izay aho no hamaly ny fanontanianao.
Malagasy Bible 1865
Raha mahita fitia eto imason'ny mpanjaka aho, ka sitraky ny mpanjaka ny hanome izay angatahiko sy hanome izay tadiaviko, dia aoka ny mpanjaka sy Hamana hankao amin'ny fanasana izay hamboariko ho azy indray; ary rahampitso dia hanao araka ny tenin'ny mpanjaka ihany aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mahita fitia eto imason’ny mpanjaka aho ka sitraky ny mpanjaka ny hanome izay angatahiko sy hanatanteraka izay tadiaviko dia aoka ny mpanjaka sy i Hamana ho tonga amin’ny fanasana izay hamboariko ho azy indray rahampitso, dia hanatanteraka ny tenin’ny mpanjaka ihany aho.
malagasy