Esther 6:1 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’iny alina iny dia tsy nahita tory ny mpanjaka ka nampaka ny boky fitadidiana ny tantara; ary novakina teo anatrehan’ny mpanjaka izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nahita tory ny amperôra tamin’iny alina iny ka nampaka ny boky fitadidiana milohateny hoe Asan’ireo amperôra; ary novakîna teo anatrehan’ny amperôra izany.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'iny alina iny tsy nahita torimaso ny mpanjaka ka nampaka ny boky fitadidiana ny tantara; ary novakina teo anatrehan'ny mpanjaka izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’iny alina iny dia tsy nahita tory ny mpanjaka ka nampaka ny boky fitadidiana ny tantara; ary novakina teo anatrehan’ny mpanjaka izany.
malagasy
[Ny nanandratana an'i Mordekay, sy ny alahelon'i Hamana noho izany] Ary tamin'iny alina iny tsy nahita torimaso ny mpanjaka ka nampaka ny boky fitadidiana ny tantara; ary novakina teo anatrehan'ny mpanjaka izany.