Esther 6:10 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Hamana: Haingàna ary, alaivo ny akanjo sy ny soavaly araka ny voalazanao ka ataovy araka izany amin’i Mordekay jiosy izay mipetraka eo am-bavahadin’ny mpanjaka; aza asiana latsaka izay rehetra nolazainao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Hamàna: –Alaonao faingana àry ny fanamiana sy ny soavaly araka ny voalazanao; ka dia ataovy araka izany amin’i Môrdôkay, ilay Jiosy miasa eo am-bavahadin’ny lapa. Aza asiana latsaka izay rehetra voalazanao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpanjaka tamin'i Hamana: Faingana ary, alao ny akanjo sy ny soavaly araka ny voalazanao, ka dia ataovy araka izany amin'i Mordekay Jiosy, izay mipetraka eo am-bavahadin'ny mpanjaka; aza asiana latsaka izay rehetra nolazainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Hamana: Haingàna ary, alaivo ny akanjo sy ny soavaly araka ny voalazanao ka ataovy araka izany amin’i Mordekay jiosy izay mipetraka eo am-bavahadin’ny mpanjaka; aza asiana latsaka izay rehetra nolazainao.
malagasy