Esther 6:11 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalain’i Hamana ny akanjo sy ny soavaly ka nampiakanjo an’i Mordekay izy ary nampitaingina azy tamin’ny soavaly; dia nitondra azy ho eny amin’ny kianjan’ny tanàna izy ka niantso teo alohany hoe: Izao no atao amin’ny lehilahy izay tian’ny mpanjaka homem-boninahitra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naka ny fanamiana sy ny soavaly i Hamàna, ka nampiakanjo an’i Môrdôkay ny fanamiana ary nampitaingina azy tamin’ny soavaly; dia izy ihany no nitondra azy ho eny an-kianjan’ny tanàna sady niantso teo alohany hoe: «Toy izao no ataon’ny amperôra amin’izay lehilahy iriny homem-boninahitra!»
Malagasy Bible 1865
Dia nalain'i Hamana ny akanjo sy ny soavaly, ka nampiakanjo an'i Mordekay izy ary nampitaigina azy tamin'ny soavaly, dia nitondra azy ho eny an-kalalahana teo an-tanàna ka niantso teo alohany hoe: Izao no hatao amin'ny lehilahy izay tian'ny mpanjaka homem-boninahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalain’i Hamana ny akanjo sy ny soavaly ka nampiakanjo an’i Mordekay izy ary nampitaingina azy tamin’ny soavaly; dia nitondra azy ho eny amin’ny kianjan’ny tanàna izy ka niantso teo alohany hoe: Izao no atao amin’ny lehilahy izay tian’ny mpanjaka homem-boninahitra!
malagasy