Esther 6:14 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola niresaka taminy ihany ireo dia tonga ny ionòkan’ny mpanjaka ka naka haingana an’i Hamana ho any amin’ny fanasana izay efa namboarin’i Estera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola niresaka amin’i Hamàna eo ry zareo no tonga ireo tandapa nirahin’ny amperôra ka nitondra faingana an’i Hamàna ho any amin’ny fanasana izay efa nomanin’i Estera.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola niresaka taminy ihany ireo, dia tonga ny tsindranolahin ' ny mpanjaka ka naka faingana an'i Hamana ho ny amin'ny fanasana izay efa namboarin'i Estera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola niresaka taminy ihany ireo dia tonga ny ionòkan’ny mpanjaka ka naka haingana an’i Hamana ho any amin’ny fanasana izay efa namboarin’i Estera.
malagasy
Ary raha mbola niresaka taminy ihany ireo, dia tonga ny tsindranolahin' ny mpanjaka ka naka faingana an'i Hamana ho ny amin'ny fanasana izay efa namboarin'i Estera.[Heb. ionoka]