Esther 6:2 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indro, voasoratra tao fa i Mordekay no niampanga an’i Bigtana sy i Taresy; izy roa lahy ireo dia isan’ny ionòkan’ny mpanjaka sady mpiambina teo am-baravarana izay nitady hamono an’i Ahasoerosy mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hita voasoratra tao fa i Môrdôkay no nanambara ny amin’i Bigtana sy i Taresa, roa lahy anisan’ny tandapan’ny amperôra, dia ireo mpiambina teo am-baravaran’ny efitranony kanefa nitady hamono an’i Kserksesa.
Malagasy Bible 1865
Ka, indro, voasoratra fa Mordekay no niampanga an'i Bigtana sy Taresy, roa lahy isan'ny tsindranolahin'1 ny mpanjaka, dia ireo mpiambina teo am-baravarana izay nitady hamono an'i Ahasoerosy mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indro, voasoratra tao fa i Mordekay no niampanga an’i Bigtana sy i Taresy; izy roa lahy ireo dia isan’ny ionòkan’ny mpanjaka sady mpiambina teo am-baravarana izay nitady hamono an’i Ahasoerosy mpanjaka.
malagasy