Esther 6:3 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanjaka: Inona moa no fisandratam-boninahitra mba efa nomena an’i Mordekay noho izany? Fa hoy ny mpanompon’ny mpanjaka izay nanompo azy: Tsy mbola nisy nomena azy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny amperôra hoe: –Inona moa no fisandratana sy voninahitra mba efa nomena an’i Môrdôkay noho izany? Fa novalian’ireo mpanompo mpikarakara ny amperôra hoe: –Tsy mbola nisy nomena azy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka: Inona moa no fisandratana sy voninahitra mba efa nomena an'i Mordekay noho izany? Fa hoy ny zatovon'ny mpanjaka Izay nanompo azy: Tsy mbola nisy nomena azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mpanjaka: Inona moa no fisandratam-boninahitra mba efa nomena an’i Mordekay noho izany? Fa hoy ny mpanompon’ny mpanjaka izay nanompo azy: Tsy mbola nisy nomena azy!
malagasy