Esther 6:4 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanjaka: Iza izao ao an-kianja ao izao? I Hamana no tonga tao an-kianja ivelan’ny tranon’ny mpanjaka tamin’io fotoana io indrindra mba hiteny amin’ny mpanjaka ny amin’ny hanantonana an’i Mordekay amin’ilay hazo efa natsangany hanantonana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy indray ny amperôra hoe: –Iza no ao an-kianja ao? I Hamàna kosa no efa sendra niditra tao an-kianja. Tonga izy hangataka amin’ny amperôra ny hanantonana an’i Môrdôkay amin’ilay hazo efa nomanina ho azy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka: Iza no ao an-kianja ao? Ary Hamana kosa efa sendra tonga tao an-kianja ivelan'ny tranon'ny mpanjaka tamin'izay hiteny amin'ny mpanjaka ny amin'ny hanantonana an'i Mordekay amin'ilay hazo efa natsangany hanantonana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mpanjaka: Iza izao ao an-kianja ao izao? I Hamana no tonga tao an-kianja ivelan’ny tranon’ny mpanjaka tamin’io fotoana io indrindra mba hiteny amin’ny mpanjaka ny amin’ny hanantonana an’i Mordekay amin’ilay hazo efa natsangany hanantonana azy.
malagasy