Esther 6:5 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpanompon’ny mpanjaka taminy: Indro i Hamana no mijoro ao an-kianja. Ary hoy ny mpanjaka: Asaivo miditra izy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny mpanompon’ny amperôra hoe: –Indro fa i Hamàna no mitsangana ao an-kianja ao. Ary hoy ny amperôra hoe: –Asaovy miditra izy.
Malagasy Bible 1865
Ka hoy ny zatovon'ny mpanjaka taminy: Indro, Hamana no mitsangana ao an-kianja. Ary hoy ny mpanjaka: Asaovy miditra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpanompon’ny mpanjaka taminy: Indro i Hamana no mijoro ao an-kianja. Ary hoy ny mpanjaka: Asaivo miditra izy!
malagasy
Ka hoy ny zatovon'ny mpanjaka taminy: Indro, Hamana no mitsangana ao an-kianja. Ary hoy ny mpanjaka: Asaovy miditra izy.