Esther 7:1 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nankao amin’i Estera, vadin’ny mpanjaka, ho ao amin’ny fanasana, ny mpanjaka sy i Hamana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa ny amperôra sy i Hamàna nankany amin’i Estera mpanjakavavy, ho ao amin’ilay fanasana faharoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka sy Hamana dia nankao amin'i Estera, vadin'ny mpanjaka, ho ao amin'ny fanasana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nankao amin’i Estera, vadin’ny mpanjaka, ho ao amin’ny fanasana, ny mpanjaka sy i Hamana.
malagasy
[Ny nanonganana an'i Hamana sy ny namonoana azy] Ary ny mpanjaka sy Hamana dia nankao amin'i Estera, vadin'ny mpanjaka, ho ao amin'ny fanasana