Esther 7:10 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahantony tamin’ilay hazo efa natsangany mba hanantonana an’i Mordekay i Hamana. Dia izay vao nionona ny fahatezeran’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nahantona tamin’ilay hazo efa nomaniny hanantonana an’i Môrdôkay i Hamàna. Dia vao izay no nionona ny fahatezeran’ny amperôra.
Malagasy Bible 1865
Ary Hamana dia nahantony tamin'ilay hazo efa natsangany hanantonana an'i Mordekay. Dia vao izay no nionona ny hatezeran'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahantony tamin’ilay hazo efa natsangany mba hanantonana an’i Mordekay i Hamana. Dia izay vao nionona ny fahatezeran’ny mpanjaka.
malagasy
Ary Hamana dia nahantony tamin'ilay hazo efa natsangany hanantonana an'i Mordekay. Dia vao izay no nionona ny hatezeran'ny mpanjaka.