Esther 7:2 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy indray ny mpanjaka tamin’i Estera teo am-pisotroan-divay tamin’ny andro faharoa: Inona no angatahinao, ry Estera, vadin’ny mpanjaka? Fa homena anao izany. Ary inona angaha no tadiavinao? Fa na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakana aza dia hotovina izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary teo am-pamaranana ny sakafo, dia hoy indray ny amperôra tamin’i Estera: –Inona no angatahinao sy tadiavinao? Fa na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakako aza, dia homeko anao izany ary ho azonao tokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy indray ny mpanjaka tamin'i Estera teo am-pisotroan-divay tamin'ny andro faharoa inona no angatahinao, ry Estera, vadin'ny mpanjaka? Fa homena anao izany. Ary inona ange no tadiavinao? Fa na dia hatramin'ny antsasaky ny fanjakana aza dia hotovina izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy indray ny mpanjaka tamin’i Estera teo am-pisotroan-divay tamin’ny andro faharoa: Inona no angatahinao, ry Estera, vadin’ny mpanjaka? Fa homena anao izany. Ary inona angaha no tadiavinao? Fa na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakana aza dia hotovina izany.
malagasy