Esther 7:3 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly i Estera, vadin’ny mpanjaka hoe: Raha mahita fitia eto imasonao ary aho, ry mpanjaka, ka sitraky ny mpanjaka, dia aoka homena ahy ny aiko araka ny fifonako ary koa ny fireneko araka ny fangatahako!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly i Estera mpanjakavavy ka nanao hoe: –Ry andriamanjaka, raha mba mahazo fitia eo imasonao ary raha sitrakao izao, dia aoka hotsimbininao aina ny tenako sy ny mpiray firenena amiko fa izany no angatahiko sy tadiaviko.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Estera, vadin'ny mpanjaka, ka nanao hoe: Raha mahita fitia eto imasonao ary aho, ry mpanjaka, ka sitraky ny mpanjaka, dia aoka homena ahy ny aiko araka ny fifonako ary ny fireneko araka ny fangatahako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly i Estera, vadin’ny mpanjaka hoe: Raha mahita fitia eto imasonao ary aho, ry mpanjaka, ka sitraky ny mpanjaka, dia aoka homena ahy ny aiko araka ny fifonako ary koa ny fireneko araka ny fangatahako!
malagasy