Esther 7:4 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa namidy izahay, dia izaho sy ny fireneko, mba haringana sy hovonoina ary haripaka. Fa raha toa ka namidy ho andevolahy sy ho andevovavy izahay dia ho nangina ihany aho; kanefa ange tsy mahonitra ny fatiantoky ny mpanjaka akory ilay fahavalo e.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namidy manko ny tenako sy ny mpiray firenena amiko mba haringana sy hovonoina ho ripaka; fa raha tàhiny namidy handevozina fotsiny izahay, dia ho nangina ihany aho satria tsy tokony hanahiranana anao izany fampahoriana izany.
Malagasy Bible 1865
fa namidy izahay, dia izaho sy ny fireneko, mba haringana sy hovonoina ary haripaka; fa raha tahìny namidy ho andevolahy sy ho andevovavy izahay, dia ho nangina ihany aho; kanefa anie tsy mahonitra ny fatiantoky ny mpanjaka tsinona ilay fahavalo e.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa namidy izahay, dia izaho sy ny fireneko, mba haringana sy hovonoina ary haripaka. Fa raha toa ka namidy ho andevolahy sy ho andevovavy izahay dia ho nangina ihany aho; kanefa ange tsy mahonitra ny fatiantoky ny mpanjaka akory ilay fahavalo e.
malagasy