Esther 7:5 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanontany an’i Estera, vadin’ny mpanjaka, i Ahasoerosy mpanjaka hoe: Iza moa izany, ary aiza izany olona asesiky ny fony hahevitra an’izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany an’i Estera mpanjakavavy ny amperôra Kserksesa nanao hoe: –Iza moa ilay olona mikasa hanao izany ary aiza no misy azy?
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Ahasoerosy mpanjaka ka nanao tamin'i Estera, vadin'ny mpanjaka, hoe: Iza moa izany, ary aiza no hisy hasesiky ny fony hanao izany akory?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanontany an’i Estera, vadin’ny mpanjaka, i Ahasoerosy mpanjaka hoe: Iza moa izany, ary aiza izany olona asesiky ny fony hahevitra an’izany?
malagasy