Esther 7:8 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niverina avy tao amin’ny zaridainan’ny mpanjaka ho ao amin’ilay efitrano izay nisotroany divay teo ny mpanjaka ary tamin’izay i Hamana dia niampatra tamin’ny farafara nandriandrian’i Estera. Dia hoy ny mpanjaka: Moa hisavika ny vadin’ny mpanjaka eto anatrehako ato an-trano koa va ilay io? Raha vantany vao naloaky ny vavan’ny mpanjaka izany teny izany dia nisy nanarona ny tavan’i Hamana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary niankohoka teo am-parafaran’i Estera mihitsy aza i Hamàna. Tamin’izay indrindra ny amperôra no niverina avy teo an-jaridaina ho ao an’efitrano fanasana ka vaky vava hoe: –Dia sahin’ilehio koa ve ny misavika ny mpanjakavavy, eto anatrehako, ato an-dapako? Vantany vao niloa-bava ireo teny ireo ny amperôra, dia nisy mpanompony nanarona ny tavan’i Hamàna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka niverina avy teo an-tanimbolin'ny trano ho ao amin'ilay efa nisotroany divay teo, ary Hamana sendra niapoka tamin'ny farafara nandrian'i Estera. Dia hoy ny mpanjaka: Moa hisavika ny vadin'ny mpanjaka eto anatrehako eto an-trano va io? Raha vantany vao naloaky ny vavan'ny mpanjaka izany teny izany, dia nisy nanarona ny tavan'i Hamana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niverina avy tao amin’ny zaridainan’ny mpanjaka ho ao amin’ilay efitrano izay nisotroany divay teo ny mpanjaka ary tamin’izay i Hamana dia niampatra tamin’ny farafara nandriandrian’i Estera. Dia hoy ny mpanjaka: Moa hisavika ny vadin’ny mpanjaka eto anatrehako ato an-trano koa va ilay io? Raha vantany vao naloaky ny vavan’ny mpanjaka izany teny izany dia nisy nanarona ny tavan’i Hamana.
malagasy