Esther 8:1 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany dia nomen’i Ahasoerosy mpanjaka ho an’i Estera, vadin’ny mpanjaka, ny tranon’i Hamana, fahavalon’ny Jiosy. Ary nankeo anatrehan’ny mpanjaka i Mordekay satria efa voalazan’i Estera ny fihavanany taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Androtr’io ihany dia nomen’ny amperôra Kserksesa ho an’i Estera mpanjakavavy ireo fananan’i Hamàna fahavalon’ny Jiosy. I Môrdôkay koa, rehefa nampahafantarin’i Estera fa rainy izy, dia nasaina hankeo amin’ny amperôra.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany dia nomen'i Ahasoerosy mpanjaka ho an'i Estera, vadin'ny mpanjaka, ny tranon'i Hamana, fahavalon'ny Jiosy. Ary Mordekay nankeo anatrehan'ny mpanjaka, fa efa voalazan'i Estera fa rainy izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany dia nomen’i Ahasoerosy mpanjaka ho an’i Estera, vadin’ny mpanjaka, ny tranon’i Hamana, fahavalon’ny Jiosy. Ary nankeo anatrehan’ny mpanjaka i Mordekay satria efa voalazan’i Estera ny fihavanany taminy.
malagasy
[Ny nanandratana an'i Mordekay, sy ny nahazoan'i Estera teny avy amin'ny mpanjaka ka hamela ny Jiosy hiaro tena] Tamin'izany andro izany dia nomen'i Ahasoerosy mpanjaka ho an'i Estera, vadin'ny mpanjaka, ny tranon'i Hamana, fahavalon'ny Jiosy. Ary Mordekay nankeo anatrehan'ny mpanjaka, fa efa voalazan'i Estera fa rainy izy