Esther 8:10 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy taratasy nosoratana tamin’ny anaran’i Ahasoerosy mpanjaka ka notombohina tamin’ny peratra fitombo-kasen’ny mpanjaka; ary ny taratasy dia nampitondraina ny iraka haingam-pandeha mitaingin-tsoavaly sy soavaly haingam-pandeha ary ampondra avy ao amin’ny tranon-tsoavalin’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nosoniavina tamin’ny anaran’ny amperôra ireo taratasy ireo sy notombohina tamin’ny peratra tombokaseny ary dia nampitondraina iraka, mitaingina soavalim-panjakana haingam-pandeha avy amin’ny fiompian-tsoavalin’ny amperôra.
Malagasy Bible 1865
Ary nanoratra taratasy tamin'ny anaran'i Ahasoerosy mpanjaka izy ka notombohiny tamin'ny peratra fanombohan'ny mpanjaka, ary ny taratasy dia nampitondrainy ny tsimandoa mitaingin-tsoavaly sy soavaly haingam-pandeha ary ampondra, zanaky ny soavalivavy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy taratasy nosoratana tamin’ny anaran’i Ahasoerosy mpanjaka ka notombohina tamin’ny peratra fitombo-kasen’ny mpanjaka; ary ny taratasy dia nampitondraina ny iraka haingam-pandeha mitaingin-tsoavaly sy soavaly haingam-pandeha ary ampondra avy ao amin’ny tranon-tsoavalin’ny mpanjaka.
malagasy