Esther 8:12 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’ny andro iray ihany any amin’ny fari-piadidiana rehetra manerana ny fanjakan’i Ahasoerosy mpanjaka, dia amin’ny andro fahatelo amby folo amin’ny volana faharoa amby folo na ny volana Adara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andro iray ihany no hampiharana izany fanomezan-dalana izany amin’ny faritany rehetra manerana ny fanjakan’i Kserksesa, dia ny andro faha-13 amin’ny volana faha-12 na volana Adara.
Malagasy Bible 1865
amin'ny andro iray ihany any amin'ny isan-tokony eran'ny fanjakan'i Ahasoerosy mpanjaka, dia amin'ny andro fahatelo ambin'ny folo amin'ny volana faharoa ambin'ny folo (volana Adara izany).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’ny andro iray ihany any amin’ny fari-piadidiana rehetra manerana ny fanjakan’i Ahasoerosy mpanjaka, dia amin’ny andro fahatelo amby folo amin’ny volana faharoa amby folo na ny volana Adara.
malagasy