Esther 8:13 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny dika mitovy amin’ny teny natao didy ho amin’ny fari-piadidiana tsirairay manerana ny fanjakana dia novakina tamin’ny olona rehetra mba hampiomana ny Jiosy ho amin’izany andro izany, izay hamaliany ny fahavalony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny kopian’io taratasy io dia navoaka ho didy manan-kery amin’ny isam-paritany ary nampahafantarina ny olona rehetra mba hampiomana ny Jiosy ho amin’izany andro hamaliany ny fahavalony izany.
Malagasy Bible 1865
Ny kopen'ny teny natao didy ho amin'ny isan-tokony eran'ny fanjakana dia nantsoina tamin'ny olona rehetra mba hampiomana ny Jiosy ho amin'izany andro izany hamaliany ny fahavalony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny dika mitovy amin’ny teny natao didy ho amin’ny fari-piadidiana tsirairay manerana ny fanjakana dia novakina tamin’ny olona rehetra mba hampiomana ny Jiosy ho amin’izany andro izany, izay hamaliany ny fahavalony.
malagasy