Esther 8:16 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo amin’ny Jiosy dia fahazavana, haravoravoana, fifaliana ary voninahitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Jiosy dia miramirana sy ravoravo ary heni-kafaliana amam-boninahitra.
Malagasy Bible 1865
Ny Jiosy dia nahazo fahazavana sy faharavoravoana sy fifaliana ary voninahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo amin’ny Jiosy dia fahazavana, haravoravoana, fifaliana ary voninahitra.
malagasy
Ny Jiosy dia nahazo fahazavana sy faharavoravoana sy fifaliana ary voninahitra.Ary teo amin'ny isan-tokony eran'ny fanjakana sy teny an-tanàna rehetra izay nahatongavan'ny didin'ny mpanjaka sy ny teniny dia nahazo hafaliana sy faharavoravoana ny Jiosy sady nanao fanasana sy andro mahafaly. Ary maro ny olona tompon-tany no tonga Jiosy, satria nahazo azy ny fahatahorana ny Jiosy.