Esther 8:17 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary teo amin’ny fari-piadidiana tsirairay manerana ny fanjakana sy teny amin’ny tanàna tsirairay izay nahatongavan’ny didin’ny mpanjaka sy ny teniny dia nahazo hafaliana sy haravoravoana ny Jiosy sady nanao fanasana sy andro fifaliana. Ary maro ny olona tompon-tany no nitonon-tena ho Jiosy satria nahazo azy ny fahatahorana ny Jiosy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isam-paritany sy isan-tanàna nahatongavan’ny teny aman-didin’ny amperôra, dia ravoravo sy heni-kafaliana ny Jiosy ary nanao fanasana sy lanonana. Maro ny olona tompon-tany no tonga Jiosy, satria nanindry azy ny fahatahorana ny Jiosy.
Malagasy Bible 1865
Ary teo amin'ny isan-tokony eran'ny fanjakana sy teny an-tanàna rehetra izay nahatongavan'ny didin'ny mpanjaka sy ny teniny dia nahazo hafaliana sy faharavoravoana ny Jiosy sady nanao fanasana sy andro mahafaly. Ary maro ny olona tompon-tany no tonga Jiosy, satria nahazo azy ny fahatahorana ny Jiosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary teo amin’ny fari-piadidiana tsirairay manerana ny fanjakana sy teny amin’ny tanàna tsirairay izay nahatongavan’ny didin’ny mpanjaka sy ny teniny dia nahazo hafaliana sy haravoravoana ny Jiosy sady nanao fanasana sy andro fifaliana. Ary maro ny olona tompon-tany no nitonon-tena ho Jiosy satria nahazo azy ny fahatahorana ny Jiosy.
malagasy