Esther 8:2 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nesorin’ny mpanjaka ny peratra fitombo-kaseny izay nalainy tamin’i Hamana ka nomeny an’i Mordekay. Ary notendren’i Estera i Mordekay hanapaka ny tranon’i Hamana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nesorin’i Kserksesa ilay peratra tombokase, izay efa nalainy tamin’i Hamàna, ka nomeny an’i Môrdôkay. Ankoatra izany i Môrdôkay dia notendren’i Estera hitantana ireo fananan’i Hamàna.
Malagasy Bible 1865
Ary nesorin'ny mpanjaka ny peratra fanombohany, izay efa nalainy tamin'i Hamana, ka nomeny an'i Mordekay. Ary Mordekay dia notendren'i Estera hanapaka ny tranon'i Hamana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nesorin’ny mpanjaka ny peratra fitombo-kaseny izay nalainy tamin’i Hamana ka nomeny an’i Mordekay. Ary notendren’i Estera i Mordekay hanapaka ny tranon’i Hamana.
malagasy