Esther 8:3 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny teo anatrehan’ny mpanjaka indray i Estera sady niankohoka tamin’ny tongony ka nitomany sy nifona taminy mba hahafoana ny ratsy nataon’i Hamana agagita sy ny hevitra nataony hamelezana ny Jiosy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny teo anatrehan’ny amperôra indray i Estera sady niankohoka teo an-tongony ka nitomany sy nifona taminy mba hanafoana ny loza notetehin’i Hamàna taranak’i Agaga hamelezana ny Jiosy.
Malagasy Bible 1865
Dia niteny teo anatrehan'ny mpanjaka indray Estera sady niankohoka tamin'ny tongony ka nitomany sy nifona taminy mba hahafoana ny ratsy nataon'i Hamana Agagita sy ny hevitra nataony hamelezany ny Jiosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny teo anatrehan’ny mpanjaka indray i Estera sady niankohoka tamin’ny tongony ka nitomany sy nifona taminy mba hahafoana ny ratsy nataon’i Hamana agagita sy ny hevitra nataony hamelezana ny Jiosy.
malagasy