Esther 8:4 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanondro an’i Estera tamin’ny tehina volamena ny mpanjaka. Dia nitsangana i Estera ka nijoro teo anatrehan’ny mpanjaka
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary notondroin’ny amperôra tamin’ny tehim-bolamena i Estera, ka nitsangana sy nijoro teo anatrehany
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka nanondro an'i Estera tamin'ny tehim-bolamena. Dia nitsangana Estera ka nijanona teo anatrehan'ny mpanjaka
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanondro an’i Estera tamin’ny tehina volamena ny mpanjaka. Dia nitsangana i Estera ka nijoro teo anatrehan’ny mpanjaka
malagasy