Esther 9:10 — Compare Translations

4 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izy folo lahy, zanak’i Hamana, zanak’i Hamedota, fahavalon’ny Jiosy, dia novonoiny koa. Kanefa tsy mba norobainy ny fananany.
Malagasy Bible 1865
izy folo lahy, zanak'i Hamana, zanak'i Hamedota, fahavalon'ny Jiosy, dia novonoiny koa; kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izy folo lahy, zanak’i Hamana, zanak’i Hamedota, fahavalon’ny Jiosy, dia novonoiny koa. Kanefa tsy mba norobainy ny fananany.
malagasy