Esther 9:11 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Androtr’izay ihany dia nambara tamin’ny mpanjaka ny isan’ny voavono tany Sosana, tanàna mimanda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Androtr’izay ihany dia nambara tamin’ny amperôra ny isan’ny voavono tao Sosany renivohitra.
Malagasy Bible 1865
Androtrizay ihany dia nambara tamin'ny mpanjaka ny isan'ny voavono tany Sosana renivohitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Androtr’izay ihany dia nambara tamin’ny mpanjaka ny isan’ny voavono tany Sosana, tanàna mimanda.
malagasy
Androtrizay ihany dia nambara tamin'ny mpanjaka ny isan'ny voavono tany Sosana renivohitra.