Esther 9:13 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Estera: Raha sitraky ny mpanjaka dia aoka ny Jiosy izay eto Sosana havela hanatanteraka toy izay natao androany ihany koa rahampitso ary aoka hahantona amin’ny hazo koa izy folo lahy zanak’i Hamana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Estera hoe: –Raha sitrakao, ry Andriamanjaka, dia aoka ny Jiosy eto Sosany homen-dalana hanao toy ny nataony androany koa rahampitso, ary aoka hahantona amin’ny hazo ireo fatin’izy folo lahy zanak’i Hamàna!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Estera: Raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka ny Jiosy izay eto Sesana havela hanao toy ny natao androany ihany koa rahampitso, ary aoka hahantona amin'ny hazo koa izy folo lahy, zanak'i Hamana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Estera: Raha sitraky ny mpanjaka dia aoka ny Jiosy izay eto Sosana havela hanatanteraka toy izay natao androany ihany koa rahampitso ary aoka hahantona amin’ny hazo koa izy folo lahy zanak’i Hamana.
malagasy