Esther 9:14 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nasain’ny mpanjaka natao izany. Novakina tany Sosana ny didy ka nahantona izy folo lahy zanak’i Hamana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasain’ny amperôra natao izany ary navoaka tao Sosany ny didy; ka dia nahantona izy folo lahy zanak’i Hamàna.
Malagasy Bible 1865
Dia nasain'ny mpanjaka natao izany; ary nantsoina tany Sosana ny teny, ka dia nahantona izy folo lahy, zanak'i Hamana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nasain’ny mpanjaka natao izany. Novakina tany Sosana ny didy ka nahantona izy folo lahy zanak’i Hamana.
malagasy
Dia nasain'ny mpanjaka natao izany; ary nantsoina tany Sosana ny teny, ka dia nahantona izy folo lahy, zanak'i Hamana.