Esther 9:15 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivory indray ny Jiosy izay tany Sosana tamin’ny andro fahefatra amby folo tamin’ny volana Adara ka namono olona telonjato lahy tany Sosana. Kanefa ny fananany dia tsy mba norobainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivory indray ny Jiosy tao Sosany iny andro faha-14 tamin’ny volana Adara iny ka namono olona telon-jato lahy tao an-tanàna. Kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory.
Malagasy Bible 1865
Dia nivory indray ny Jiosy izay tany Sosana tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folo tamin'ny volana Adara ka namono olona telon-jato lahy tany Sosana; kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivory indray ny Jiosy izay tany Sosana tamin’ny andro fahefatra amby folo tamin’ny volana Adara* ka namono olona telonjato lahy tany Sosana. Kanefa ny fananany dia tsy mba norobainy.
malagasy
Dia nivory indray ny Jiosy izay tany Sosana tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folo tamin'ny volana Adara ka namono olona telon-jato lahy tany Sosana; kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory.