Esther 9:16 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nivory hiaro ny ainy ny Jiosy hafa izay tany amin’ny fari-piadidian’ny fanjakan’ny mpanjaka ka afaka tamin’ny fahavalony. Dimy arivo sy fito alina no matiny. Kanefa tsy mba norobainy ny fananany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Jiosy hafa, nonina tany amin’ny faritany isan-tokony manerana ny fanjakan’ny amperôra, dia nivory koa hiaro ny ainy, rehefa nigadona ny andro faha-13 tamin’ny volana Adara; afaka tamin’ny fahavalony izy ary 75 000 no matiny kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory. Ary nitsahatra izy tamin’ny andro faha-14 ka nataony ho andro fanasana sy firavoravoana izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Jiosy sasany isan-tokony tamin'ny fanjakan'ny mpanjaka dia nivory hiaro ny ainy, ka afaka tamin'ny fahavalony izy, ary dimy arivo amby fito alina no matiny (kanefa ny fananany tsy mba norobainy)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nivory hiaro ny ainy ny Jiosy hafa izay tany amin’ny fari-piadidian’ny fanjakan’ny mpanjaka ka afaka tamin’ny fahavalony. Dimy arivo sy fito alina no matiny. Kanefa tsy mba norobainy ny fananany;
malagasy