Esther 9:17 — Compare Translations

4 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny andro fahatelo amby folo tamin’ny volana Adara izany. Nitsahatra izy ireo tamin’ny andro fahefatra amby folo ka nataony ho andro fifanasana sy firavoravoana izany.
Malagasy Bible 1865
tamin'ny andro fahatelo ambin'ny folo tamin'ny volana Adara; ary nitsahatra izy tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folo, ka nataony ho andro fanasana sy firavoravoana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny andro fahatelo amby folo tamin’ny volana Adara izany. Nitsahatra izy ireo tamin’ny andro fahefatra amby folo ka nataony ho andro fifanasana sy firavoravoana izany.
malagasy