Esther 9:18 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Jiosy izay tany Sosana kosa dia nivory tamin’ny andro fahatelo amby folo tamin’io volana io ihany sy tamin’ny andro fahefatra amby folo koa. Nitsahatra tamin’ny andro fahadimy amby folo izy ireo koa io no nataony andro fifanasana sy firavoravoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny Jiosy tao Sosany kosa nivory hamono fahavalo tamin’ny andro faha-13 sy faha-14; ary nitsahatra izy tamin’ny andro faha-15, ka dia io no nataony ho andro fanasana sy firavoravoana.
Malagasy Bible 1865
Fa ny Jiosy izay tany Sosana kosa nivory tamin'ny andro fahatelo ambin'ny folo tamin'io ihany sy tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folo koa; ary nitsahatra tamin'ny andro fahadimy ambin'ny folo izy, ka dia io no nataony andro fanasana sy firavoravoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Jiosy izay tany Sosana kosa dia nivory tamin’ny andro fahatelo amby folo tamin’io volana io ihany sy tamin’ny andro fahefatra amby folo koa. Nitsahatra tamin’ny andro fahadimy amby folo izy ireo koa io no nataony andro fifanasana sy firavoravoana.
malagasy