Esther 9:19 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany ny Jiosy tany ambanivohitra, izay nitoetra tamin’ny vohitra madinika, dia nanao ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana Adara ho andro firavoravoana sy fifanasana ary andro fifaliana sy fifanolorana fanomezana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa, noho izany, ny Jiosy izay nitoetra tamin’ny tanàna madinika tany ambanivohitra dia nanao ny andro faha-14 amin’ny volana Adara ho firavoravoana sy fanasana ary fikoranana ka hifanateran-panomezana.
Malagasy Bible 1865
Koa noho izany ny Jiosy tany ambanivohitra, izay nitoetra tamin'ny vohitra madinika, dia nanao ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana Adara ho firavoravoana sy fanasana sy andro mahafaly ary fifanateran-javatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany ny Jiosy tany ambanivohitra, izay nitoetra tamin’ny vohitra madinika, dia nanao ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana Adara ho andro firavoravoana sy fifanasana ary andro fifaliana sy fifanolorana fanomezana.
malagasy