Esther 9:2 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’io andro io dia nivory tany an-tanànany avy ny Jiosy, tany amin’ny fari-piadidiana rehetra manerana ny fanjakan’i Ahasoerosy mpanjaka mba hamely izay nitady hanisy ratsy azy. Tsy nisy olona nahajanona teo anoloany satria nahazo ny olona rehetra ny fahatahorana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany amin’ny faritany rehetra manerana ny fanjakan’ny amperôra Kserksesa, dia nivory tao an-tanànany avy ny Jiosy mba hamely izay nitady hanisy ratsy azy; ary tsy nisy olona nahatohitra azy, satria nanindry ny olona rehetra ny fahatahorana azy.
Malagasy Bible 1865
dia nivory tany an-tanànany avy ny Jiosy, tany amin'ny isan-tokony eran'ny fanjakan'i Ahasoerosy mpanjaka, mba hamely izay nividy hanisy ratsy azy; ary tsy nisy olona nahajanona teo anoloany, fa efa nahazo ny olona rehetra ny fahatahorana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’io andro io dia nivory tany an-tanànany avy ny Jiosy, tany amin’ny fari-piadidiana rehetra manerana ny fanjakan’i Ahasoerosy mpanjaka mba hamely izay nitady hanisy ratsy azy. Tsy nisy olona nahajanona teo anoloany satria nahazo ny olona rehetra ny fahatahorana azy.
malagasy