Esther 9:21 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hampitandrina azy ny andro fahefatra amby folo sy ny fahadimy amby folo amin’ny volana Adara isan-taona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niangavian’i Môrdôkay ry zareo mba hankalaza isan-taona ny andro faha-14 sy faha-15 amin’ny volana Adara.
Malagasy Bible 1865
mba hampitandrina azy ny andro fahefatra ambin'ny folo sy ny fahadimy ambin'ny folo amin'ny volana Adara isan-taona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hampitandrina azy ny andro fahefatra amby folo sy ny fahadimy amby folo amin’ny volana Adara* isan-taona,
malagasy
mba hampitandrina azy ny andro fahefatra ambin'ny folo sy ny fahadimy ambin'ny folo amin'ny volana Adara isan-taona,