Esther 9:22 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka ny andro nahafahan’ny Jiosy tamin’ny fahavalony sy ny volana izay nampodiana ny alahelony ho fifaliana ary ny fitomaniany ho andro fifaliana, mba hatao ho andro fifanasana sy fifaliana ary fifanolorana fanomezana sy fanolorana fanomezana ho an’ny mahantra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo manko no andro nahafahan’ny Jiosy tamin’ny fahavalony, ary io no volana nampodiana ny alahelony ho fifaliana sy ny fisaonany ho fikoranana; dia hataony ho andro fanasana sy firavoravoana ireo andro ireo ka hifanaterany fanomezana sy hahafoizany zavatra ho an’ny mahantra.
Malagasy Bible 1865
dia araka ny andro nahafahan'ny Jiosy tamin'ny fahavalony, sy ny volana izay nampodiana ny alahelony ho fifaliana ary ny fitomaniany ho andro mahafaly, mba hatao ho andro fanasana sy fifaliana sy fifanateran-javatra ary fanomezan-javatra ho an'ny mahantra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka ny andro nahafahan’ny Jiosy tamin’ny fahavalony sy ny volana izay nampodiana ny alahelony ho fifaliana ary ny fitomaniany ho andro fifaliana, mba hatao ho andro fifanasana sy fifaliana ary fifanolorana fanomezana sy fanolorana fanomezana ho an’ny mahantra izany.
malagasy