Esther 9:23 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanaiky hanao ny zavatra izay efa natombony ho fomba raikitra ny Jiosy, araka izay efa nosoratan’i Mordekay taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanaraka izay nosoratan’i Môrdôkay ny Jiosy ary nandraikitra ho fanao izany fety efa nankalazainy indray mandeha izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Jiosy nanaiky hanao araka izay vao nataony, dia araka izay efa nosoratan'i Mordekay taminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanaiky hanao ny zavatra izay efa natombony ho fomba raikitra ny Jiosy, araka izay efa nosoratan’i Mordekay taminy.
malagasy
Ary ny Jiosy nanaiky hanao araka izay vao nataony, dia araka izay efa nosoratan'i Mordekay taminy,