Esther 9:24 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria i Hamana, zanak’i Hamedota agagita, fahavalon’ny Jiosy rehetra, dia nihevitra ny handringana ny Jiosy ka nanao Pora, na antsapaka, mba hampikorotan-tsaina azy sy handringanana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no voasoratr’i Môrdôkay: i Hamàna, zanakalahin’i Hamedatà sady taranak’i Agaga, dia fahavalon’ny Jiosy rehetra ka nihevitra handringana azy. Efa nanao ny antsapaka (atao hoe Porîma) izy mba hahafantarana ny fotoanandro hamelezany azy sy handringanany azy.
Malagasy Bible 1865
satria Hamana, zanak'i Hamedota Agagita, fahavalon'ny Jiosy rehetra, efa nihevitra handringana ny Jiosy ka efa nanao pora (filokana izany) handreseny sy handringanany azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria i Hamana, zanak’i Hamedota agagita, fahavalon’ny Jiosy rehetra, dia nihevitra ny handringana ny Jiosy ka nanao Pora, na antsapaka, mba hampikorotan-tsaina azy sy handringanana azy.
malagasy
satria Hamana, zanak'i Hamedota Agagita, fahavalon'ny Jiosy rehetra, efa nihevitra handringana ny Jiosy ka efa nanao pora (filokana izany) handreseny sy handringanany azy;