Esther 9:25 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga teo anatrehan’ny mpanjaka izany raharaha izany dia nampanoratra didy tamin’ny taratasy izy mba hatsingerina ho eo amin’ny lohan’i Hamana ihany ny hevi-dratsy nokasainy hatao amin’ny Jiosy ary mba hahantona amin’ny hazo izy sy ireo zanany lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy nankeo anatrehan’i Kserksesa i Estera, ka namoaka didy an-tsoratra ny amperôra mba hafotitra amin’i Hamàna ihany ny hevi-dratsy nokasainy hampiharina amin’ny Jiosy ary mba hahantona amin’ny hazo ny tenany sy ny zanany lahy.
Malagasy Bible 1865
fa raha nankeo anatrehan'ny mpanjaka izany, dia nampanoratra taratasy handidy mba hatsingerina ho eo amin'ny lohany ihany ny hevi-dratsy nokasain'i Hamana hatao amin'ny Jiosy, ary mba hahantona amin'ny hazo izy sy ny zananilahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga teo anatrehan’ny mpanjaka izany raharaha izany dia nampanoratra didy tamin’ny taratasy izy mba hatsingerina ho eo amin’ny lohan’i Hamana ihany ny hevi-dratsy nokasainy hatao amin’ny Jiosy ary mba hahantona amin’ny hazo izy sy ireo zanany lahy.
malagasy