Esther 9:26 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no nanaovana ireo andro ireo hoe Porima, dia araka ny anarana hoe Pora. Araka ny teny rehetra tamin’izany taratasy izany sy izay hitany ny amin’izany zavatra nanjo azy izany
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no iantsoana ireo andro ireo hoe «Porîma», avy amin’ny voambolana «Pora» izay midika hoe antsapaka. Ny zavatra rehetra izay raketin’io taratasy io ary koa izay hitan’ny Jiosy sy nihatra taminy
Malagasy Bible 1865
Izany no nanaovana ireo andro ireo hoe Porima, dia araka ny anarana hoe Pora. Ary araka ny teny rehetra tamin'izany taratasy izany sy izay hitany ny amin'izany zavatra efa nanjo azy izany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no nanaovana ireo andro ireo hoe Porima, dia araka ny anarana hoe Pora. Araka ny teny rehetra tamin’izany taratasy izany sy izay hitany ny amin’izany zavatra nanjo azy izany
malagasy
Izany no nanaovana ireo andro ireo hoe Porima, dia araka ny anarana hoe Pora. Ary araka ny teny rehetra tamin'izany taratasy izany sy izay hitany ny amin'izany zavatra efa nanjo azy izany [Pora = Filokana]