Esther 9:28 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary mba hotsarovana sy hotandremana ireo andro ireo amin’ny taranany mifandimby rehetra sy ny fokony rehetra ary any amin’ny fari-piadidiana tsirairay sy any amin’ny tanàna tsirairay; ary mba tsy ho tapaka amin’ny Jiosy ireo andro Porima ireo ka tsy hitsahatra ny fahatsiarovana izany amin’ny taranany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy maintsy hotsarovana sy hankalazaina ireo andro ireo amin’ny taranaka mifandimby rehetra isam-pianakaviana sy isan-tanàna ary isam-paritany; tsy azo foanana ireo andro Porîma ireo ary tsy hitsahatra ny fahatsiarovana azy eo amin’ny Jiosy sy ny taranany.
Malagasy Bible 1865
ary mba hotsarovana sy hotandremana ireo andro ireo amin'ny taranany rehetra sy ny fokony rehetra sy ny isan-tokony eran'ny fanjakana rehetra sy amin'ny isan-tanàna; ary mba tsy ho tapaka amin'ny Jiosy ireo andro Porima ireo, ka tsy hitsahatra ny fahatsiarovana izany amin'ny taranany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary mba hotsarovana sy hotandremana ireo andro ireo amin’ny taranany mifandimby rehetra sy ny fokony rehetra ary any amin’ny fari-piadidiana tsirairay sy any amin’ny tanàna tsirairay; ary mba tsy ho tapaka amin’ny Jiosy ireo andro Porima ireo ka tsy hitsahatra ny fahatsiarovana izany amin’ny taranany.
malagasy