Esther 9:29 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Estera, vadin’ny mpanjaka sady zanakavavin’i Abihaila sy i Mordekay jiosy, dia nanoratra tamin’ny fahefana rehetra mba hanamafy izany taratasy faharoa milaza ny Porima izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Estera, mpanjakavavy sady zanak’i Abihaîla, ary koa i Môrdôkay ilay Jiosy dia nanoratra fanindroany tamim-pahefana tokoa mba hanamafy izany taratasy momba ny Porîma izany.
Malagasy Bible 1865
Ary Estera, vadin'ny mpanjaka, sady zanakavavin'i Abihaila sy Mordekay Jiosy, dia nanoratra tamin'ny fahefana rehetra hanamafy izany taratasy faharoa milaza ny Porima izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Estera, vadin’ny mpanjaka sady zanakavavin’i Abihaila sy i Mordekay jiosy, dia nanoratra tamin’ny fahefana rehetra mba hanamafy izany taratasy faharoa milaza ny Porima izany.
malagasy