Esther 9:30 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nampitondra taratasy ho any amin’ny Jiosy rehetra izy, dia ho any amin’ny fari-piadidiana fito amby roapolo amby zato amin’ny fanjakan’i Ahasoerosy, manao teny fiadanana sy fahamarinana
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Io taratasy faharoa io dia nalefa ho an’ny Jiosy rehetra any amin’ny faritany 127 manerana ny fanjakan’i Kserksesa. Firariana hiadana sy handry fahalemana no raketiny;
Malagasy Bible 1865
Ary nampitondra taratasy ho any amin'ny Jiosy rehetra izy dia ho any amin'ny toko fito amby roa-polo amby zato amin'ny fanjakan'i Ahasoerosy, manao teny fiadanana sy fahamarinana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nampitondra taratasy ho any amin’ny Jiosy rehetra izy, dia ho any amin’ny fari-piadidiana fito amby roapolo amby zato amin’ny fanjakan’i Ahasoerosy, manao teny fiadanana sy fahamarinana
malagasy