Esther 9:31 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hampitandrina azy ireo andro Porima ireo amin’ny fotoanany, araka izay nandidian’i Mordekay jiosy sy i Estera, vadin’ny mpanjaka, azy sy araka izay efa nekeny ho an’ny tenany sy ny taranany koa ny amin’ny fifadian-kanina sy ny fitarainana izay hataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ireo andro Porîma ireo, miaraka amin’ny fifadian-kanina sy fidradradradràna momba azy, no asainy ankalazaina amin’ny fotoana voatendry, araka izay fanamafisana nataon’i Môrdôkay ilay Jiosy sy i Estera mpanjakavavy; nohamafisin’izy mianaka izany ho an’ny Jiosy ary koa ho an’ny taranany.
Malagasy Bible 1865
mba hampitandrina azy Ireo andro Porima ireo amin'ny fotoany, araka izay nandidian'i Mordekay Jiosy sy Estera, vadin'ny mpanjaka. azy sy araka izay efa nekeny ho an'ny tenany sy ny taranany koa ny amin'ny fifadian-kaniny sy ny fitarainany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hampitandrina azy ireo andro Porima ireo amin’ny fotoanany, araka izay nandidian’i Mordekay jiosy sy i Estera, vadin’ny mpanjaka, azy sy araka izay efa nekeny ho an’ny tenany sy ny taranany koa ny amin’ny fifadian-kanina sy ny fitarainana izay hataony.
malagasy
mba hampitandrina azy Ireo andro Porima ireo amin'ny fotoany, araka izay nandidian'i Mordekay Jiosy sy Estera, vadin'ny mpanjaka. azy sy araka izay efa nekeny ho an'ny tenany sy ny taranany koa ny amin'ny fifadian-kaniny sy ny fitarainany.Ary ny tenin'i Estera dia nanamafy izany teny milaza ny Porima izany; ary voasoratra tao amin'ny boky izany.